Entry fifanampiana (ampy)
Part of speech   noun
French definition   aide mutuelle
¶ addition. [Vocabulary: Mathematics: arithmetic] [SLP: Voambolana]
Examples  
1Kanefa nisy maro ny ady na dia nisy ihany aza ny fifanampiana. [Randriamamonjy: Tantara, page 192]
2Tsy maintsy taperina daholo ny fifanampiana fa tsy azo asiana ambiny. [Ndemahasoa: Antakay, page 114]
Compound words, titles, names  

Updated on 2017/10/28