| Entry | 1 fifanaikena |
| Root | 2 aiky |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in French |
4 Comme fifanekena [1.3#10] |
| Examples |
5 Nosoniavina tamin' ny 12 Septambra ny fifanaikena amin' ny fanjakana frantsay sy malagasy;
[2.366#]
6 Tsy mba nisy taratasy vita sonia sy voatombo-kase ny fifanaikena, fa vitan' ny fifampitokisana. [2.296#] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|