| Entry | 1 fifanekena |
| Root | 2 eky |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fifanarahana ataon' olona roa tonta momba ny zavatra iray ka samy manana andraikitra amin' ny fanatanterahana izany ny an-daniny sy ny an-kilany [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|