Entry | 1 fifampitenenana |
Root | 2 teny |
Part of speech | 3 noun |
Examples |
4 Matoa mitranga ny fampitandremana iray, na arofanina, na fifampitenenana, na fifanarahana, na dina, na lalàna: misy ahina na mitady hihoa-pefy ao na efa minia mihoa-pefy, na tsy mahatsiaro tena na tsy mahalala sy tsy mahay izay tokony hataony.
[4.26]
|
Updated on 2025/07/29 |
![]() |