| Entry | 1 fifamofoana |
| Root | 2 fofo |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fangatahan' ny zazalahy iray zazavavy amin' ny ray aman-dreniny ho vadiny araka ny fombafomba rehetra fanao amin' izany [1.1] |
| Examples |
5 Raha nihantsona teo amin' ny fifamofoana fotsiny izy, dia fifamofoana.
[2.5#]
6 Ilay zazavavy tsotra koa nankasitraka rahateo, ka dia natao ny fifamofoana. [2.499#] |
| Updated on 2025/09/12 |
|