Entry | 1 fifakoana |
Root | 2 fako |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanangonana (fakofako, fikotra, bozaka) [1.1] |
Explanations in French |
5 L’action de ramasser les balayures, les débris, le lieu [1.3#140] |
Examples |
6 Toa milaza aminy hoe "tsy fataon' ny ankizy mihitsy ny fifakoana kitay fahavelon-drainy, nefa ataony amin' izao faotoana izao" - sy ny fitohizan' ny resaka tsy hay tampenana intsony.
[2.470#]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |