| Entry | 1 fidabohana |
| Root | 2 daboka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fianjerana (amin' ny tany), fahalavoana: Naratra mafy izy tamin' ilay fidabohany tamin' ny tany.
5 Fatoriana mivalampatra: Vizaka loatra izy ka tsy andriny ny hidabohany teo am-pandriana. 6 Fiaiken-keloka na fibabohana amin' ny hadisoana: Nampalahelo indray ny nahita ny fidabohan' ilay zaza mpandany teo anoloan-drainy. [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|