| Entry | 1 fiarakodia |
| Elementary words | 2 fiara, 3 kodia |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Anarana omena ny fiara misy kodiarana efatra mandeha amin' ny maotera izay ampandehanina kosa amin' ny lasantsy na gazoaly [1.1] |
| Explanations in English |
6 a carriage, a chariot, a wagon, a chaise. [1.2] 7 an automobile [1.7] |
| Explanations in French |
8 automobile [1.8] |
| Examples |
9 Nijanona tsy lavitra ilay fiarakodia.
[2.472#]
10 Najanony ny fiarakodia kely 2 CV nitondra ahy. [2.356#] 11 Nisy fiarakodia iray tamy somary nandeha mafy. [2.4#] |
| Vocabulary | 12 Transportation |
| Updated on 2025/10/11 |
|