|
|
|
|

Entry1  fiantsorohana
Part of speech  2  noun
Root  3  soroka
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Fandraisana ho adidy, fiandraiketana
Examples  6  [2.4#27] Rahefa mivady anefa isika, misy anjara-toeran' ny lehilahy ao amin' ny tokan-trano, anjara-toerana izay ilàna fahasahiana, finiavana, fiantsorohana andraikitra : tokony hananan' i Dera izany.
7  [4.27#2007/10/27] Araka izany, dia nisy mpiasan' ny sampan-draharaha misahana ny fitahirizana ny volam-panjakana, antsoina hoe Gariste Daméogénie, naka vola tao amin' ny Ministeran' ny Fitantam-bola mitentina miliara am-polony maromaro, avy amin' ny tahiry atokana ho fiantsorohana ny fitsaboana ny mpiasam-bahoaka marary.

Anagrams  8  fiantsorohana, hanatsoforany, nofaritsohana

Updated on 2025/08/10