|
|
|
|

Entry1  fianianana
Root  2 aniana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Filazana am-pahibemaso fa hilaza ny marina, hanao izao na tsy hanao izao. [1.1]
Explanations in English  5 an oath of affirmation (not a curse). [1.7]
Explanations in French  6 serment. [1.8]
Examples  7  Manam-pikasana ny hitana ireny fianianana ireny ve ianao, Rivo? [2.529#]
8  Nahoana no am-bava fotsiny dia ampy ny fltsipika sy ny fianianana? [2.285#]
Article  9 Randzavola: fianianana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/09/12