Entry fiangonan > fiangonana (angona)
Part of speech   noun
Malagasy definition   trano fivahana ivorian'ny kristianina mba hanaovana fombam-pivavahana isan-karazany: lasa any am-piangonana izy
¶ ny fitambaran'ny kristianina manaiky lehibe tokana [Rajemisa 1985]
English definition   the church; the people who assemble regularly together for worship. [Richardson 1885]
Examples  
1Dia neken'ny fiangonana izany [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 337]
2Firy re no Fiangonana toy izany ankehitriny? [Rabary: Daty, page 1006]
Compound words, titles, names  
Articles  
Illustrations  