|
|
|
|

Entry1  fiadiana
Root  2 ady
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fifanoherana
5 Fitaovana entina miady [1.1]
Explanations in English  6 the act of fighting; weapons [1.7]
Explanations in French  7 Combat, bataille: Maty tany am-piadiana izy (Il est mort dans le combat)
8 Les armes, les munitions: Vao nampakatra fiadiana ny fanjakana (Le gouvernement a fait monter dernièrement des armes, des munitions)
9 Celui qui se bat souvent, qui se dispute souvent, qui est souvent en procès. [1.3]
10 action de se battre; armes [1.8]
Examples  11  Toa mitady fiadiana, hony, ianao? [2.471#]
12  Lefona ihany no fiadiana anananay. [2.472#]
13  Antananarivo tamin' izay tonga tanàna fiadiana. [1.437#]
Article  14 Randzavola: fiadiana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  fiadiana, 15 ifadiana

Updated on 2025/09/12