Entry feon > feo
Part of speech   noun
Malagasy definition   Izay ren' ny sofina avy amin' ny fipararetran' ny zavatra iray entin' ny rivotra ka tonga mipaika ny hozatra madinika kiritika kely ao amin' ny sofina: Samy hafa ny feon' ny vato sy ny an' ny vy velezina
¶ (Misy zavatra telo tsara homarihina ny amin' ny feo: ny haavony, ny hamafiny, ary ny fikarantsany) [Rajemisa 1985]
English translation   the voice, a sound, a report. [Ar. fa'a, blow, breath; and fuh, fih, fah, fum, all = Heb. peh, mouth. Comp. Gr. phemi, phasko, and Lat. fari.] [Richardson 1885]
   the voice. [Vocabulary: Biology]
¶ a sound. [Vocabulary: Physics] [Hallanger 1973]
French translation   voix, son, ton, bruit, cri: Reko ny feon' olona (J'entends la voix de quelqu'un) ~ Mahafinaritra ny feon' ny organa (Le son de l'orgue est magnifique) ~ Avo loatra ny feon' ity pitsofaoro ity (Le ton de ce diapason est trop élevé) ~ Re lavitra ny feon' ny tafondro (Le bruit du canon se fait entendre de loin) ~ Maharenin-tsofina ny feon' ireto ankizy ireto (Les cris de ces enfants étourdissent)
¶ figuré: le prix demandé: Raha mividy zavatra hianao, aza mihaino ny feom-baratra (Quand vous achetez quelque chose, ne faite pas attention au prix qu'on demande) [Abinal 1888]
   la voix. [Vocabulary: Biology]
¶ un son. [Vocabulary: Physics] [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Morphology  
feo
feoko
feonao
feony
feontsika
feonay
feonareo
feon'
feon-
feom-
-peo
-peoko
-peonao
-peony
-peontsika
-peonay
-peonareo
-peon'
-peon-
-peom-
Compound words, titles, names  
Quotes