| Entry | 1 fenjana |
| Root | 2 fenja |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Gejana, fiazana: Nofenjainy ny tanako ka sosotra aho Tazonina tsy handehandeha, tsy hikofoka, giazana: Fenjao ao am-pahitra ao ireo omby ireo fa be, hono, ny mpangalatra omby [1.1] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 9 fenjaina |
| Updated on 2025/09/12 |
|