|
|
|
|

Entry1  fenjaina
Root  2 fenja
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Gejana, fiazana: Nofenjainy ny tanako ka sosotra aho
5 Tazonina tsy handehandeha, tsy hikofoka, giazana: Fenjao ao am-pahitra ao ireo omby ireo fa be, hono, ny mpangalatra omby [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Synonyms  10 fenjana

Anagrams  fenjaina, 11 ifenjana

Updated on 2025/09/12