| Entry | 1 felatanana mila zara |
| Elementary words | 2 fela, 3 tanana, 4 mila, 5 zara |
| Part of speech | 6 locution |
| Explanations in Malagasy |
7 enti-milaza ny olona miseho ho miasa erỳ rehefa misy mahita toy ny ankizy kamo na ny olona mitady sitraka
8 Tondro mila zara [1.1] |
| Updated on 2025/10/11 |
|