| Entry | 1 fehizoro |
| Elementary words | 2 fehy, 3 zoro |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Vato fanorenana alatsaka alohan' ny hanaingana ny rindrina; vato fanorenana, fototra [1.1] |
| Explanations in English |
6 [fehy zoro]
a corner-stone [1.2] 7 a cornerstone [1.7] |
| Explanations in French |
8 pierre angulaire [1.8] |
| Examples |
9 Dia nalefa ny vahoaka haka hazo ngeza hatao andry sy fehizoro.
[1.437#]
10 Fisaorana sy fampaherezana koa no atolotra ny Kanto fehizoro Teatra izay hilalao azy ny 13 Novambra. [2.528#] |
| Vocabulary | 11 Economy: buildings, public works |
| Article | 12 Randzavola: fehizoro ao amin' ny Baiboly |
| Updated on 2025/10/11 |
|