Entry fehivorintany
Part of speech noun
Malagasy definition fizarazaran'ny bolantany ho faritra dimy lehibe misongadina ara-toe-tany
¶ fehivorintany ivo, faritra ivo: faritra eo anelanelan'ny fehivorintany mangatsiaka sy fehivorintany mafana
¶ fehivorintany mafana: faritra eo anelanelan'ny adijady sy ny asorotany [SLP 1986]
French translation zone
¶ fehivorintany ivo, faritra ivo: zone tempérée
¶ fehivorintany mafana: zone chaude
¶ fehivorintany mangatsiaka: zone froide, zone polaire [SLP 1986]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31