|
|
|
|

Entry1  fehiloha
Elementary words  2  fehy, 3  loha
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  Tapa-damba lavalava ahodidina ny loha mba hamihina ny volo
Karazan-kaingo atao manodidina ny loha [1.1]
Explanations in English  6  [fehy loha] A headband [1.2]
Examples  7  Ny rivotra mamirifiry fatratra, ka indreny ny mpandeha mitanjozotra avy any Iranomainty misakoko ao anaty lamba sady manao fehiloha arohatsiaka. [2.324#]
Vocabulary  8  Economy: clothing

Updated on 2025/09/12