Entry fehezan > fehezana (fehy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavamaniry miaraka amin' ny tahony atao indray mifehy: Fehezam-boninkazo
Amboara. (Tsara homarihina fa ny hoe fehezana dia anisan' ireo anarana avy amin' ny matoantenin' ny iharana, misy tovana ina fa novana ana: fehezina -> fehezana; tetezina -> tetezana; fonosina -> fonosana) [1.1]
Explanations in English A bunch. [1.2]
Explanations in French Faisceau, botte, bouquet, gerbe, paquet [1.13]
Examples 
1Roa fehezana ihany anefa no mba voadidin'izy ireo. [2.442]
2Dia nampakariny avy ao indray, tapa-kazo iray fehezana, izay nentiny niditra nampisehoany fomba sahala amin' ny tamin' ilay mohara ihany. [2.472]
Compound words 