Entry fefika
Part of speech adjective
Malagasy definition Rendrika, vaky nidona tamin' ny harambato
¶ Vaky
¶ Lany harena, maty antoka [Rajemisa 1985]
English definition  [Provincial] grounded, struck against the bottom, as a boat against a rock or bank [Richardson 1885]
French definition  [Merina] wrecked [Abinal 1888]
 échoué, brisé sur les récifs, sur le rivage
¶ brisé, cassé comme la coque des oeufs, les coquillages
¶ ruiné, frustré [Abinal 1888]
 échoué, brisé [Hallanger 1974]
Examples 
1fefika tany akaikin' i Vohimaro ny sambo [Rajemisa 1985]
2fefika ilay atody vao novidina [Rajemisa 1985]
3fefika ilay mpivarotra tao akaikinay [Rajemisa 1985]
4fefika tao amoron-drano ny sambo (le navire a échoué sur le rivage) [Abinal 1888]
5fefika ny atody (l’oeuf est cassé) [Abinal 1888]
6fefika io lehilahy io (cet homme est ruiné) [Abinal 1888]
7Mampisaraka ny ranobe ho vaky roa sy telo indray kosa ireo nosin-tanikely toa sambo fefika, toa fiara mitokona. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 6]
8Tamin' ny 1702 no fefika tao akaikin' i Faradofay ny sambo "Degrave" nitondra olona enina amby enimpolo amby zato. [Randriamamonjy: Tantara, page 79]
Derivations 

Entry fefika
Part of speech noun
French definition action de frapper avec le poing fermé [Abinal 1888]

Entry fefika
Part of speech adjective
English definition wise, clever, but small in stature [Richardson 1885]

2017/05/19