Entry fanange (tange)
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] fatidra [Rakotosaona 1972]
   fanorenana na fanamafisampihavanana amin'ny alalàn'ny fifampihinanan-dra sy fifampitsitsihana; na antsoina koa hoe fatidra na sakarivo [SLP: Voambolana]
French definition   [Taisaka] serment du sang [Deschamps 1936]
French definition   alliance par le sang [SLP: Voambolana]
Analogy   fati-dra ~ sakarivo

Updated on 2009/09/09