Entry | 1 fatidra |
Elementary words | 2 fatitra, 3 ra |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 fomba atao amin' ny alalan' ny fatitra ifampihinanan' ny olona roa ra mba ho mari-piwkaizana mafy: Nanao fatidra hono, Radama rainy sy i Hastie sakaiza na namana mifankatia fatratra: Tsy mahagaga raha tsy mahafoy an-dRakoto Rabe: fatidrany hatry ny ela iny [1.1] |
Explanations in English |
6 [fati-dra]
blood brotherhood; the ceremony of entering into a mutual and solemn pledge of friendship or brotherhood. It is performed by each party partaking of a small piece of liver, etc., mixed with the blood of the other party. [1.2] 7 the ceremony of blood brotherhood [1.7] |
Explanations in French |
8 parenté de sang; cérémonie pour marquer cette parenté [1.8] 9 alliance par le sang [1.13] |
All compound words |
|
Analogs | 11 fanange, sakarivo |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word fatidra |
Anagrams | 13 faditra, 14 fatidra |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |