Entry fatakana
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sihanaka] vero [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] zava-maniry, karazam-bero [Rakotosaona 1972]
 vero lava, mitovitovy amin'ny fary izy, saingy madinika lava be [Ndemahasoa: Antakay]
English definition  [Provincial] probably the name of a tall grass [Richardson 1885]
French definition  [Merina] Neyraudia arundinacea (L.) Henrard (Poaceae). Emplois en vannerie : paniers, nasses. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Neyraudia arundinacea
Examples Nalaina ny lavenom-boarano, indro ny tain' omby tsy hita reny, ny fatakana, mitolefika, ny longozy zondy, ny sakarivo masiaka [Ndemahasoa: Antakay, page 40]
Quotes 

2019/08/17