Entry fasin-kira (fasina, hira)
Part of speech expression
Malagasy definition ny feo fahatelo raha miaraka efatra ny mpihira, izay eo anelanelan' ny saikiny sy ny beso [Rajemisa 1985]
English translation a name of one of the parts in singing, the treble or soprano. [? Fr. fausset, falsetto.] [Richardson 1885]
Vocabulary 
Synonyms fasiny

Updated on 2020/07/31