|
|
|
|

Entry1  fasan-drazana
Elementary words  2  fasana, 3  razana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  fasam-pianakaviana malagasy izay toy ny trano misy farafara vato mifanongoa an-daniny roa, ary amin' ny lafiny andrefana inlay ny rangolahy: vato fisaka atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona avy eo anoloana [1.1]
Synonyms  6  fasan' ny ntaolo
Proverbs  7  Proverbs containing the word fasan-drazana

Updated on 2025/09/12