| Entry | 1 Faraony |
| Part of speech | 2 name (toponym) [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 renirano lehibe miandoha ao atsimon-Ifanadiana (avaratra-atsinanan' i Fianarantsoa),
4 dia miatsinanana somary mianatsimo, mandala eo avaratr' i Sahasinaka, 5 dia mivarina amin-ny ranomasina eo avaratr' i Manakara [1.10#F400] |
| Explanations in French |
6 fleuve de la préfecture de Farafangana
[1.11] |
| Vocabulary | 7 Geography: rivers, lakes |
| Anagrams | 8 anafory, 9 faranio, 10 Faraony, 11 fiorana, 12 iforana, 13 raofina |
| Updated on 2025/11/13 |
|