Entry faran' ny lohany (fara, ny, loha)
Part of speech expression
Malagasy definition Fitovizan-javatra mitohy hatrany: Faran' ny lohany amin' ireo zokinao teo aloha itỳ, anaka, ka mpampianatra indray koa itỳ no maka anao ho vady [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31