Entry farango
Part of speech   noun
Malagasy definition   Taolana lavalava noranitana ny tendrony [...] [Tsimihety] [full text in Rajemisa 1985]
   fononteny mahitsy fampiasa rehefa mandinika toe-peo [SLP: Voambolana]
English translation   a hooked instrument, a hook, a boat-hook. It differs from faraingo in that it means a hook made intentionally. [Richardson 1885]
French translation   hame├žon, croc. [Tankarana] [David 1952 (takila F)]
   crochet, instrument crochu. [Rajaonarimanana 1995]
French translation   crochet [SLP: Voambolana]
Examples   Raha tefena ny farango
ka amboarina ny fintana
ny amalona no anaovana azy
raha velarina ny fandrika
ny vorona no anaovana azy
[Fox: Hainteny, number 289]
Synonyms   farengo
Quotes  
Analogy   { } farango lava
   " « » farango sosona
   farangon' ilehiloza

Updated on 2017/03/10