Entry farahatoka (fara, hatoka)
Part of speech expression
Malagasy definition Ny hatoka mikasika indrindra ny loha (ny faritry ny hatoka mifandray amin' ny taolam-bozona kosa atao hoe "hatok' angidina") [Rajemisa 1985]
English translation [ fara hatoka ] The upper part of the nape of the neck. [Richardson 1885]
Vocabulary 

Entry farahatoka (fara, hatoka)
Part of speech noun
Malagasy definition Ny fomban-drazana [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31