|
|
|
|

Entry1  fantarina
Root  2 fantatra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Vinanina: Tsy hointsika fantarina ny ho avy.
5 Tadiavina ho fantatra: Nofantariny ela tao aho. [1.1]
Explanations in English  6 to be examined, to be proved, to be tried, to be understood. [1.2]
7 to be known, to be tested. [1.7]
Explanations in French  8 qu’on examine, qu'on cherche à comprendre, à connaître, à reconnaître, qu’on essaie. [1.3]
9 qu'on connait, qu'on sait, qu'on essaie. [1.8]
Examples  10  Tsy azoko fantarina izany (Je ne puis comprendre cela) [1.3#150]
11  hofantariko ny soavalinao rahampitso (J'essaierai demain votre cheval) [1.3#150]
12  Tsy azo fantarina tokoa izay havoaky ny ampitso, hoy izy lasalasam-borona, fa iza moa. [2.5]
13  Aoka hofantariko kely io olona io (Il faut que je cherche à reconnaître cette personne) [1.3#150]
14  Fa ny fotoana tany alohany no sarotra fantarina kanefa dia ho fintinina toy izao manaraka izao. [2.508]
15  Tsy nofantariko ny toetr' io lamba io ka voafitaka aho (Je n'ai pas examiné la qualité de cette étoffe et j'ai été trompé) [1.3#150]
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
19  Imperative :
Proverbs  20  Proverbs containing that word

Anagrams  21 fantarina, 22 fatrañany, 23 fiantrana

Updated on 2025/11/11