| Entry | 1 fanorotoro |
| Root | 2 torotoro |
| Part of speech | 3 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manorotoro, mamotipotika
5 Azo torotoroina [1.1] |
| Examples |
6 ary hiandry azy amin' ny tehim-by izy ka hanorotoro azy toy ny fanorotoro vilany tany, dia araka izay efa noraisiko tamin' ny Raiko.
[2.996#]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|