|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanonona
Root  2 onona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina manonona, izany hoe manalefaka, manaketraka. [1.1]

Entry (2/3)5  fanonona
Root  6 tonona
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8 Fomba entina manonona, mamoaka amin' ny feo: Tsy azoko ny fanonon' Ingohy io teny.
9 (jereo ankanonona, na fampanonona). [1.1]

Entry (3/3)10  fanonona
Root  11 tonona
Part of speech  12  noun
Explanations in English  13 [Mod. s. from manonona (tonona).] A riddle, an enigma.. [1.2]

Updated on 2025/11/11