Entry fanompoana andriana (tompo, andriana)
Part of speech   expression
Malagasy definition   asa iombonan' ny fokonolona izay matetika ateraky ny zava-dehibe mitranga tampotampoka toy ny fefiloha vaky, mamono afo na haitrano na hain-tanety, mamono valala, ets. Tsy mba misaika na misolo ny raharaha izay efa iadidian' ny volam-panjakana avy amin' ny hetra rahateo ny fampompoana andriana [Ravelojaona: Firaketana]
   asa iombonan' ny fokonolona izay matetika ateraky ny zava-dehibe mitranga tampotampoka toy ny fefiloha vaky, famonoana afo (na hain-trano na hain-tanety), famonoana valala... [Rajemisa 1985]

Updated on 2015/04/04