|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanomboka
Root  2 tomboka
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina manomboka zavatra: Na inona na inona atao, amin-kafaliana no fanomboka azy lalandava
5 Fomba na toetran'ny zavatra manomboka: Mampitaintaina ny fanomboky ny tantara
6 Azo atomboka [1.1]

Entry (2/2)7  fanomboka
Root  8 tomboka
Part of speech  9  noun or adjective
Explanations in Malagasy  10 Fomba entina manomboka
11 Azo tombohana: Tsy mba fanomboka ny alika [1.1]

Anagrams  12 fambonoka, fanomboka

Updated on 2025/09/12