|
|
|
|

Entry 1  fanomanana
Root  2 omana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanaovana vonona mialoha izay ilaina amin' ny fanatanterahana zavatra iray [1.1]
Explanations in French  5 l'action de préparer [1.3#461]
6 préparation [1.13]
Examples  7  Ny tena maika indrindra dia ny fanomanana ny fifidianana. [4.27#]
8  Ny fanomanana io fanadinana io anefa dia sady ilana fotoana no ilana vola. [2.356#]
9  Tsy kabary fe kabary anefa izany fa lahateny nilana fanomanana lalina sy naharitra. [2.445#]
Combinations  10  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fanomanana

Updated on 2026/04/19