|
|
|
|

Entry1  fanokatra
Root  2 sokatra
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina manokatra
5 Azo sokafana: Tsy fanokatra ny taratasin' olona [1.1]

Anagrams  6 fanakotra, 7 fanatroka, fanokatra

Updated on 2025/09/12