|
|
|
|

Entry1  fankamamiana
Root  2 hamy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fankasitrahana: Mahafinaritra ahy izao fankamamianareo ny soa kely nataoko teto
5 Fitiavana, firaiketam-po: Ny fankamamiana ny fihavanana [1.1]
Explanations in French  6 La complaisance, l’attachement [1.3#211]
Examples  7  Ny fahasarotan' ny mizara ve hita koa any amin' ny fankamamiana sy ny fihainoana ny hafa? [1.369#]
8  ny fitenin' ny olona efa leo, ny sary ataon' ny mpanao sarihitatra, ny tantara fohin' ny mpanao hatsikana dia mampibaribary ny tsy fankamamiana ny mpanao politika. [4.27#]

Updated on 2025/09/12