Entry fanjarianasa
Part of speech noun
Malagasy definition ¶ fanjarianasa ara-barotra: orinasa mivarotra ny entana novidiny
¶ fanjarianasa ara-panampiana: orinasa manala fahasahiranana ny olona e'o amin'ny lafiny sosialy sy fifandraisana amin'ny hafa
¶ fanjarianasa indostrialy: orinasa manodina akoran-javatra sady mivarotra ny zava-bita
¶ fanjarianasa iraisana: orinasa iombenan'ny fikambanana iray ka manakarama mpiasa
¶ fanjarianasa tena: orinasa an'olontokana na fianakaviana iray ka izy ireo ihany no mpiasa ao
¶ fanjarianasa tsy miankina: orinasa mahaleotena tsy miankina amin'ny fanjakana [SLP 1986]
French definition entreprise
¶ fanjariana ho arintany: houillification. [Vocabulary: Geology]
¶ fanjariana ho karbônina: carbonisation
¶ fanjariana ho ranoka: liquéfaction
¶ fanjariana ho spôro: sporulation. [Vocabulary: Botany: (in general)]
¶ fanjariana ho vainga: solidification
¶ fanjarianasa ara-barotra: entreprise commerciale
¶ fanjarianasa ara-panampiana: entreprise de prestation de service
¶ fanjarianasa indostrialy: entreprise industrielle
¶ fanjarianasa iraisana: entreprise sociétaire
¶ fanjarianasa tena: entreprise individuelle
¶ fanjarianasa tsy miankina: entreprise privée [SLP 1986]

2009/09/09