|
|
|
|

Entry1  fanjariana
Root  2 zary
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fahatongavana, fiovana: Ny fanjarian' ny sakafo hanintsika ho ra. [1.1]
Explanations in French  5 L’action de se changer. [1.3#869]
Examples  6  Tsy inona fa tsy fifampitokisana no antony, fifampiandrasana kendry tohina lava, fanilihana amin' ny hafa izay mety ho tsy fanjariana mitranga, fiheveran-tena ho tsy mba diso amin' izay lazaina sy atao. [4.26#]
All compound words  7  12 combinations of this word

Anagrams  8 fanjairana, 9 fanjariana

Updated on 2025/11/09