| Explanations in Malagasy |
3 tompo, andriana, mpanjaka. Anarana miraikitra amin' ilay fitenenana malaza hoe
4 fanjakana i baroa, ilazana ny raharaha, na ny tokantrano, na ny fanjakana, ets.,
5 mikorontana, tsy misy filaminana, tsy ampanarahina fitsipika na lalàna velona,
6 ka hararaotin' ny fetsy hahazoany tombon-tsoa ho an' ny tenany fotsiny, araka ilay hoe
7 "samy manao izay hihinanany"...
[1.10#B79]
8 Anarana mpitondra fanjakana iray, izay tsy fantatra marina raha nisy aratantara fa nanaovana ohatra amin' ny fitondrana baranahiny, tsy misy lalàna, ka samy manao izay tiany ny olom-pehezina
[1.1]
|