Entry | fanjakanabaroa > fanjakan' i Baroa | |
Elementary words | fanjakana ; Baroa | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Fanjakana entina mpitondra rainazy ka samy manao izay tiany ny vahoaka [1.1] | |
Explanations in English | [ fanjakana baroa ] A state of lawlessness [1.2] | |
Explanations in French | Anarchie, la cour du roi Pétaud [1.3] | |
Examples | Arofanina avokoa ireny, dia arofanina mba tsy hianjerana amin'ny fanjakan' i Baroa.
[2.503] | |
Synonyms | fanjakana raban-tsahona | |