Entry fanjakana baranahiny (zaka, baranahiny)
Part of speech expression
Malagasy definition fanjakana entina mpitondra tsy miraharaha na inona na inona, tsy miahy ny vahoakany [Rajemisa 1985]
English definition [baranahiny, without order.] A state of lawlessness. [Richardson 1885]
Vocabulary 
Synonyms fanjakan' i baroa ~ fanjakana raban-tsahona

2013/10/31