|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanitsiana
Root  2 hitsy
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4 l'action de redresser, d'aligner, de corriger, de justifier, l'instrument, le moyen, la cause. [1.3#246]
5 dégauchissage, retouche, dressage. [1.13]
Examples  6  Ny fanitsiana ny teny frantsay no nitadiavako fanampiana. [2.356#]
7  Tsy misy fanitsiana azo raisina raha tsy nahazoana ny faneken' ny Governemanta. [1.320#]
Vocabulary  8  Technology
All compound words  9  5 combinations of this word

Entry (2/2)10  fanitsiana
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12 fotaka mifangaro amin' ny lomotra sady misy fasika, sikidy atao hisorohana ny loza mety hitranga. [Masikoro] [2.606#151]

Anagrams  13 fanitsiana, 14 fitanisana

Updated on 2025/11/09