Entry | 1 fanintelony |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Root | 3 intelo |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Famerenana asa iray hatramin' ny intelo |
Explanations in English |
5 [1.75#xlvii] [faninTElo]
|
Explanations in French |
6 [1.3] pour la troisième fois |
Examples |
7 [2.472] Nony nanala fanadinana fanintelony anefa aho tamin' io taona io, afaka.
8 [2.470] Tsara ery izy izany, hoy Rainitoandro, sady natsotrany haka fanindroany sy fanintelony ny tanany. |
Morphology |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |