Entry fanidina (idina)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba fanao raha manidina, mandatsaka anaty lasitra: Toy izao no fanidina lakolosy [Rajemisa 1985]
French definition Ce qu’on peut verser, qu’on doit couler, manière de verser [Abinal 1888]

Entry fanidina (sidina)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomban' ny vorona manidina, na mandeha eny amin' ny habakabaka amin' ny alalan' ny elatra: Samy hafa ny fanidin' ny akoho sy ny voromahailala [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Examples 
1Kijejy minaonaona andro valala va no avo fanidina? [Fox: Hainteny, number 175]
2Ary ny toloho, dia alakaosy : fa vorona iva fanidina ny toloho. [Callet: Tantara, page 41]
Quotes 

2016/09/17