| Entry | 1 fanempoana |
| Root | 2 empo |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanaovana izay hampitsonika zavatra tenehina na atanfna andro na afo: Tokony hitandrina amin' ny fanempoana sao misy zavatra mora maka rehitra eo amin' ny manodidina
[1.1] |
| Updated on 2025/12/08 |
|