Entry empo
Part of speech noun
Malagasy definition Fitsonihana, fiovan' ny vongan-javatra ho ranony noho ny fitanehana na fampitaninana andro na afo azy: Tsy mora empo itỳ savoka itỳ izany [Rajemisa 1985]
 tsonika [SLP: Voambolana]
French definition fusion [SLP: Voambolana]
Derivations 

2017/06/11