| Entry | 1 fanemorana |
| Root | 2 hemotra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanakisahana (fotoana) ho lavidavitra kokoa [1.1] |
| Explanations in French |
5 l'action de renvoyer, de retenir [1.3#234] |
| Examples |
6 Tsy ho tantin' ny olona intsony ny mbola hisian' ny fanemorana hafa indray.
[4.27#]
|
| Anagrams | 7 famorenana, 8 fanamorena, 9 fanemorana |
| Updated on 2025/09/12 |
|