Entry fandravonana (ravona)
Part of speech noun
Malagasy definition Fampitoviana tantana, fanovonana ny iva ary fisorohana ny avo ho marin-tampona, fanarenana; fampitoviana [Rajemisa 1985]
French definition synthèse [SLP 1986]
Examples Vao mainka tsy nahaliana kokoa ny mikasika ny volavolan-dalàna fandravonana na fanatanterahana ny fitantanam-bola nifanesy. [SeFaFi , 2006/10/20]

Entry fandravonana
Part of speech noun
French definition  [Betsileo] (de ravona : action d'aplanir les difficultés) Aliments choisis et préparations stomachiques qu'on donne aux personnes prédisposées aux maux d'estomac. [Boiteau 1997]
Vocabulary 

2018/11/24